Skip to content

julkwel/miara-mamindra

Folders and files

NameName
Last commit message
Last commit date

Latest commit

 

History

9 Commits
 
 
 
 

Repository files navigation

Miara-mamindra

Ho fanampiana ireo rehetra izay vao hi-contribuer amin'ny projet OpenSource.

Rehefa hi-contribuer amin'ny projet iray ianao dia :

1 - Manova fork an'ilay projet.

2 - Mandehana ao amin'ny repository anao dia ho hitanao ao ilay projet nataonao fork.

3 - Cloneo ilay projet noforkenao ao amin'ny repository anao

$ git clone ilay_url_ao_amin_repo_anao

4 - Midira ao amin'ilay projet en local anao rehefa vo-clone ilay izy.

$ cd ilay_repo

5 - Apetraho ao amin'ilay repos local anao ilay url an'ilay projet source mba ho à jour foana ny local anao

$ git remote add upstream ilay_url_original_an_ilay_projet_noforkena

6 - Raiso ny modification rehetra any amin'ny upstream

$ git fetch upstream

7 - Mergeo ao amin'ilay master en local anao ilay upstream raha misy modification

$ git merge upstream/master

8 - Mi-creeva branche hafa raha hanampy zavatra na hanohy hiasa ao amin'ilay projet ianao

$ git checkout -b "brancheko_vaovao"

9 - Ataovy ny installation rehetra, rehefa misy tsy mety dia anontanio ny maintainer (tompony) an'ilay projet.

$ node, composer ...

Rehefa izay dia tohizanao ny zavatra ataoanao ao amin'ny local anao , rehefa afa-po ianao ao amin'ny local ianao dia pushenao ny modification nataonao , alohan'ny i-pushena anefa dia manaova fetch an'ilay upstream foana aloha ( satria mety ho betsaka ny contributeur ary misy mikitika foana ilay repo ). Raha misy modif dia manao merge indray .

$ git fetch upstream

Raha misy modif dia mergeo ao amin'ny master anao:

$ git merge upstream/brancheko_vaovao

Rehefa izay dia akaro amin'izay ilay modif anao:

$ git add fichier_no_modifier_nao
$ git commit -m "message commit anao"
$ git push -u origin brancheko_vaovao

Vita izay dia manaova pull request avy amin'ilay branche no-creenao.

Misaotra anao namaky 😉

Happy coding !!!

About

Fomba fampiasana git hoan'ireo izay vao hi-contribuer amin'ny projet opensource.

Resources

Stars

Watchers

Forks

Releases

No releases published

Packages

No packages published